plt-x-sihanaka_mat_text_reg/18/26.txt

1 line
256 B
Plaintext

\v 26 No zany de niondrika le mpiasa ary nenkoka teo agnolônany, ary nitare hoe: 'Tompo, manàgna faharetana aminà, de halôko aminao ny ra daôly'. \v 27No zany ny tompon'zany mpiasa zany, de nalahelo, ka nagnafaka an'azy ary namela ny trosa tamin'azy.