plt-x-sihanaka_mat_text_reg/18/18.txt

1 line
465 B
Plaintext

\v 18 Lazaiko marina aminareo, na ino na ino fehezinareo ety an-tany de ho fehezina aigny an-dagnitra; ary na ino na ino avelanareo aketo an-tany de vôvela aigny an-dagnitra.\v 19 De mbôla lazaiko aminareo ndre hoe: "Raha misy rôy aminareo magneky aketo an-tany ny am'ze daôly angatahan'jareo, de ho hatao ho an'jareo amin'ny alalan'ny Raiko ze aigny an-dagnitra?.\v 20 Fa na aiza misy rôy na telo miara-miangona amin'ny Agnarako, de akeo ampovôn'jareo Za."