plt-x-sihanaka_mat_text_reg/18/15.txt

1 line
358 B
Plaintext

\v 15 Raha magnota am'nao ny rahalanao, mandàna ary taravo an'azy ny hadisony, aminao sy izy rerika fôgna. Raha miaino an'nao izy, de hifankahazo amin'ny rahalànao ndre anao.\v 16 Kanefa ra tsy miaino an'nao izy, de mangalà raika na rôy hafa miaraka aminao,am'ze mba amin'ny vavan'reo vavolombelona rôy na telo no ahafahana magnamarina ny teny daôly.