plt-x-sihanaka_mat_text_reg/18/09.txt

1 line
268 B
Plaintext

\v 9 Raha miteraka fanafintohinana ho anao ny masonao raika, hongoto zany ary alao akeo aminao. Fa tsara kokoa ho anao ny miditra aigny amin'ny fiaignana mandrakizay miaraka amin'ny maso ilany noho ny hoe very aigny amin'ny afo tsy mety maty miaraka amin'ny maso roey.