plt-x-sihanaka_mat_text_reg/18/07.txt

1 line
451 B
Plaintext

\v 7 Loza ho an'zao tontolo zao no ny fotônan'ny fanafitoinana! Fa ilaina ny atongavan'zany fotôna zany, nefa loza ho an'ôla ze niaven'zany fotôna zany!\v 8Raha miteraka fanafintohinana ho an'nao ny tagnanao na ny tongotrao, de tapao zany ary alao akeo aminao. Tsara kokoa ho anao ny miditra kilemaina na mandringa aigny amin'ny fiaignana mandrakizay noho ny ho very aigny amin'ny afo tsy mety maty amin'ny fanagnana tagnana rôy na tongotra rôy.