plt-x-sihanaka_mat_text_reg/18/04.txt

1 line
429 B
Plaintext

\v 4 Noho zany, n'iza n'iza magnetry tegna salan'ty zaza kely ty de geda ndrindra izy aigny amin'ny fanjakan'ny lagnitra. \v 5 N'iza n'iza mandray ny zaza kely salan'zao amin'ny Agnarako de mandray Anà. \v 6 Fa n'iza n'iza matonga ny raika amin'reto zaza kely reto ze mino an'Anà hanota, de tsara koko ho an'azy ny hagnantognana laona fitotom-bary gedabe akeo amin'ny tendany, ka halentika aigny amin'ny ranomasina laligna izy.