plt-x-sihanaka_mat_text_reg/17/26.txt

1 line
402 B
Plaintext

\v 26 Rafa nitare Petera hoe: "Avy amin'reo vahiny," De ozy Jesosy tamin'azy hoe: "De afaka amin'ny fandoavana zany reo vahôka \v 27Fa mba tsy hampanotantsika ny mpamory hetra, de mandeana aigny amin'ny ranomasina, manipàza fitana akao, ary alaivo ny trondro ze miakatra vôlôny. Rafa vôsokatrao ny vavany, de hatazagna sekely anao. Alaivo zany ary omeo reo mpamory hetra ho an'Anà sy ho an'nao."