plt-x-sihanaka_mat_text_reg/17/24.txt

1 line
485 B
Plaintext

\v 24 Rafa tonga taigny Kapernaomy zareo, de nankeo amin'i Petera reo leila ze nanangona ny hetra atsasaky ny sekely ary nitare hoe: " Tsy mandô ny hetra atsasaky ny sekely ma ny mpampianatrareo?" \v 25 Ozy izy hoe: "Iôny." Fa rafa niditra tao an-drano Petera, de Jesosy alô no nikoragna tamin'azy ka nagnano hoe: "Ino no eritreritrao, ry Simona? Ireo mpanjaka eto an-tany, avy amin'iza ma no andraisan-jareo hetra na hetran'ôla? Avy amin'reo vahôkany ma sa avy amin'reo vahiny?"