plt-x-sihanaka_mat_text_reg/17/14.txt

1 line
367 B
Plaintext

\v 14 Rafa tonga takeo amin'ny vahôka zareo, de nisy leila raika nagnatogna an'Azy, niandoalika takeo agnoloany, ary nitare hoe,\v 15 "Tompo, manàgna famindram-po amin'ny zanako là, fa vôn'ny androbe izy ary mijaly mafy. Fa lavo matetika aigny agnaty afo na rano izy. \v 16 Nitondra an'azy takeo ami'ireo mpianatrao za, fa tsy afaka nagnasitrana an'azy zareo."