plt-x-sihanaka_mat_text_reg/17/11.txt

1 line
449 B
Plaintext

\v 11 Jesosy namaly ary nitare hoe: "Elia de ho avy tokôtrany ary hamerigna amin'ny laoniny ny ra daôly. \v 12Nefa lazaiko aminareo, fa efa tonga Elia, fa zareo tsy nahafantatra an'azy Mifanoitra ami'zany fa, nagnano ny ra daôly ze teny natao taminazy zareo. Ary salan'zany fôgna kô, ny Zanak'Ôla iany kô de hijaly akeo an-tagnan-jareo. \v 13 Avy akeo de takatr'ireo mpianatra fa nitare tamin-jareo ny momba an'i Jaona mpagnano Batisa Izy.