plt-x-sihanaka_mat_text_reg/17/09.txt

1 line
305 B
Plaintext

\v 9 Rafa nidigna ny tanety zareo, de nandidy an'azy ireo Jesosy, nagnano hoe: "Aza milaza zao fahitana zao na amin'iza na iza mandra-pitsangan'ny Zanak'Ôla amin'ny maty" \v 10Nagnontany an'Azy reo mpianany, nagnano hoe: "Nagnino ary ireo mpanora-dalàna no milaza fa Elia de tsy maintsy ho avy alô?"