plt-x-sihanaka_mat_text_reg/17/03.txt

1 line
276 B
Plaintext

\v 3 Indro, nibôgna tamin-jareo Mosesy sy Elia nikoragna tamin'Azy. \v 4Namaly Petera ary nagnano tamin'i Jesosy hoe: "Tompo, tsara amintsika ny aketo. Raha sitrakao, de hagnano felofana telo ho antsika aketo za,ny raika ho Anao, ny raika ho an'i Mosesy, ary ho an'i Elia."