plt-x-sihanaka_mat_text_reg/16/27.txt

1 line
315 B
Plaintext

\v 27 Fa ny Zanak'Ôla de ho avy amin'ny voninahitra ny Rainy miaraka amin-reo anjeliny. Avy akeo Izy hamaly soa ny ôla tsiraikaraika araka ze vitany. \v 28 Lazaiko marina aminareo, fa misy sasagny aminareo ze mijoro aketo no tsy hitsapa ny fafatesagna mandrapahitan'izy reo ny Zanak'Ôla tonga amin'ny fanjakany."