plt-x-sihanaka_mat_text_reg/16/19.txt

1 line
321 B
Plaintext

\v 19 Hameko anao ny lakilen'ny fanjakan'ny lagnitra. Na ino na ino fehezinao aketo ambonin'ny tany de ho fehezina akaigny an-dagnitra, ary na ino na ino vahanao aty an-tany de ho vahana akaigny an-dagnitra." \v 20 Avy akeo Jesosy nandidy reo mpianatra fa izy reo de tsy tokony hilaza na amin'izy na iza fa Izy no Kristy.