plt-x-sihanaka_mat_text_reg/16/17.txt

1 line
314 B
Plaintext

\v 17 Namaly Jesosy ka nagnano taminy hoe: "Sambatra enao ry Simona Bar-jaona, fa tsy ny nofo sy rà no naneho izany taminao, fa ny Raiko ze akaigny an-dagnitra. \v 18 Lazaiko aminao iany kô fa enao no Petera, ary ambonin-ty vatolampy ty no hagnorenako ny fengonako. Ny vavahadin'ny fasagna de tsy haharesy izany.