plt-x-sihanaka_mat_text_reg/16/13.txt

1 line
505 B
Plaintext

\v 13 Ary rafa tonga takaigny amin'ny faritra akaikin'ny Kaisaria-filipo Jesosy, de nagnontagny reo mpianagny Izy, magnano hoe: "Atôn'ny ôla ho iza ma ny Zanak'Ôla? \v 14 Ozy izy reo hoe: "Ny sasagny milaza fa Jaona mpagnano batisa; ny sasagny nagnano hoe: Elia mpaminagny; ary reo hafa nagnano hoe: Jeremia, na raika amin'reo mpaminagny." \v 15 Ozy Izy tamin-jareo hoe: "Fa nareo kosa magnano an'Anà ho iza?" \v 16 Namaly Simona Petera nagnano hoe: "Enao no Kristy, Zanak'ilay Andriamanitra velogna".