plt-x-sihanaka_mat_text_reg/16/05.txt

1 line
410 B
Plaintext

\v 5 Rafa tonga taigny ampita reo mpianatra, de adinon-jareo ny nitondra mofo. \v 6 Ozy Jesosy tamin-jareo hoe: "Miabena ary mitandrema amin'ny masirasiran'reo Fariseo sy Sadoseo." \v 7 Niady hevitra reo mpianatra ka nilaza hoe: "No tsika tsy nitondra mofo zany." \v 8 Jesosy nafantatra izany ka nitare hoe: "Anareo ry kely finona, nagnino nareo no miady hevitra ka mitare fa nony tsy nitondranareo mofo izany?