plt-x-sihanaka_mat_text_reg/15/36.txt

1 line
474 B
Plaintext

\v 36 Nandray ny mofo fito mbamin'ny hazandrano Izy, ary rafa nisôtra, de namaky ny mofo ka nanolotra reo ho an'ny mpianatra. Reo mpianatra nagnome ho an'ny vahôka.\v 37 Nignana ka afa-po ny vahôka rahetra. Avy akeo zareo nagnangona karapaka fito feno sombintsombiny ze tsy lany. \v 38 Reo ze nihinana de efatrarivo là, tsy akao agnatiny ny zaza amim-bevavy. \v 39 Avy akeo Jesosy nampody ny vahôka ka nondrana an-tsambokely ary de nankaigny amin'ny faritr'i Magadana.