plt-x-sihanaka_mat_text_reg/15/29.txt

1 line
525 B
Plaintext

\v 29 Niala takeo Jesosy ka nankaigny ankekin'ranomasin'ny Galilia. Avy akeo de niakatra takaigny an-tanety raika Izy ka nipetra takeo. \v 30 Vahôka betsaka no nagnatogna an'Azy. Ndesin'jareo niaraka tam'jareo ny mandringa, ny jamba, ny môna, ny kilemaina, ary marary maro hafa kô. Napetrak'jareo takeo an-tongotr'i Jesosy reo, ka de nositraniny. \v 31 Kô de talanjogna ny vahôka raha natazagna reo môna miteny, ny kilemaina sitrana, ny malemy afaka mandé, ary ny jamba mahita. Nakalaza ny Andriamanitr'Israely zareo.