plt-x-sihanaka_mat_text_reg/15/24.txt

1 line
322 B
Plaintext

\v 24 Fa Jesosy namaly ary nitare hoe: " Tsy nirana ho an'iza na iza Za afa-tsy ho an'ny ondry very akao amin'ny ankohonan'Israely." \v 25 Fa tonga nangataka sy niankoka takeo agnatreny izy, nagnano hoe: "Tompo, vonjeo za." \v 26 Namaly Izy ka nagnano hoe: "Tsy rariny raha alaina ny mofon-jaza ka atsipy ho an'ny ambô."