plt-x-sihanaka_mat_text_reg/15/18.txt

1 line
386 B
Plaintext

\v 18 Fa re ra ze avôkan'vava de avy amin'ny fo. Reo ra reo no mandoto ny ôla raika. \v 19 Fa avy amin'ny fo no ivoan'ny saigna ratsy, ny vono ôla, ny fijangajangana, ny fangalam-badin'ôla, ny halatra, ny fijorôra vavolombelona tsy marina, ary ny fitenenan-dratsy. \v 20 Reo ra reo no mandoto ny ôla raika. Fa ny mihinana amin'ny tagnana tsy misasa de tsy mandoto ny ôla raika.