plt-x-sihanaka_mat_text_reg/15/04.txt

1 line
469 B
Plaintext

\v 4 Fa Andriamanitra nitare hoe: 'Hajao ny rainao sy ny reninao', ary 'Ze miteny ratsy ny rainy na ny reniny, de ho foaty tokô.' \v 5 Fa anareo miteny hoe: 'Na iza na iza milaza amin'ny rainy na reniny hoe: "Na ino na ino fagnampena ze azonareo avy aminà de fagnomezagna ho an'Andriamanitra am'zaio fotôgna zao", \v 6 zany ôla zany de tsy mila magnaja ny rainy. Am'zany fomba zany de nofoagnanareo ny tenin'Andriamanitra noho ny tombontson'reo fomban-drazagnareo.