plt-x-sihanaka_mat_text_reg/14/25.txt

1 line
334 B
Plaintext

\v 25 Tamin'ny fembenana faefatry ny alina de nagnatona an-jareo Jesosy, nande taigny ambony ranomasina. \v 26 Rafa natazagna an'Azy nande tambony ragnomasina reo mpianatra, de raiki-tatra ka niteny hoe: "Matotoa io," ary de nikikika natatra zareo. \v 27 Fa Jesosy nitare tamin-jareo avy hatraigny hoe: "Mahereza! Za ty! Aza matatra."