plt-x-sihanaka_mat_text_reg/14/15.txt

1 line
236 B
Plaintext

\v 15 Rafa tonga ny hariva, de nankeo amin'azy reo mpianany ary nitare hoe: "Ty de tôrana fôana, ary efa tapitra sady ny andro. Alefaso reo vahôka, mbô hafan-jareo mande aigny am'reo tanàna ary hividy sakafo ho an'ny tegnan-jareo."