plt-x-sihanaka_mat_text_reg/14/10.txt

1 line
324 B
Plaintext

\v 10 Nagniraka ka nanapaka ny lôhan'i Jaona takao an-tragnomaizigna izy. \v 11 Avy akeo nentina tamin'ny vilé ny lôhany ary namena an'le zazavavy ary nentiny takeo amin'ny reniny zany. \v 12 Avy akeo de tonga reo mpianagny, niaka an'le faty, ary nandevina an'zany. Tafaran'zany, de nande zareo ary nilaza tamin'i Jesosy.