plt-x-sihanaka_mat_text_reg/14/06.txt

1 line
266 B
Plaintext

\v 6 Fa rafa tonga ny fitsingerenan'ny andro natern'i Heroda, de nandihy takeo am-povôn'reo vahiny nasaina ny zanaka vavin'i Herodiasy ka nafinaritra an'i Heroda. \v 7 Ho setrin'zany, de nampanantegna tamin'ny fianianana izy hagnome an'ze hangatahiny na ino na ino.