plt-x-sihanaka_mat_text_reg/13/54.txt

1 line
467 B
Plaintext

\v 54 Avy akeo Jesosy niditra takao amin'ny taniny manokana ary nampianatra reo vahôka takao amin'ny synagogan-jareo. Vokatr'zany de gaga zareo ary nitare hoe: "Avy aiza no ahazoan'ty leila ty ny fahendreny sy reo fagagana reo? \v 55 Tsy io leila io ma no zanak'le mpandrafitra? Tsy Maria ma no agnantsôvana ny mamany? Tsy Jakoba, Josefa, Simona, ary Jodasy ma no ralàny?\v 56 Tsy miaraka amitsika ma reo anabaviny daôly? Avy aiza no nazaôny reo ra daôly reo?"