plt-x-sihanaka_mat_text_reg/13/03.txt

1 line
498 B
Plaintext

\v 3 Avy akeo Jesosy nilaza ra betsaka tamin-jareo tamin'ny alalan'ny fagnoharana. Ozy hoe: "Indro, nisy mpamboly raika nande nivôka hamafy voa. \v 4 Raha izy namafy igny, de nisy voa sasany latsaka taigny amoron-dalana, ary avy reo vorogna ka ninana reo. \v 5 Reo voa hafa ndre de latsaka taigny amin'ny tany be vato, ze tsy nahazon'reo nofon-tany tsara. Avy hatraigny de naniry reo, satria tsy laligna ny tany. \v 6 Fa rafa nipôka ny masoandro, de maigna reo satria tsisy fakany, ary de nalazo.