plt-x-sihanaka_mat_text_reg/12/43.txt

1 line
529 B
Plaintext

\v 43 Rafa nisy fagna ratsy niala takao amin'ny leila raika, de mandalo tagny karakaina izy ary mitady fitsaharana, nefa tsy maitan'zany. \v 44 Zany de milaza hoe: "Hiverigna aigny amin'ny tranoko ze neviko za." Ary nony tonga, de naita fa vôfafa ny trano ary nilamina. \v 45 Avy akeo de nande ary nitondra fagna ratsy fito niaraka taminy ze ratsy miotra an'azy, ka niditra nipetraka takao izy daôly. Avy akeo niha-ratsy noho ny vôlôny ny fiafaran'zany leila zany. Ary ho salan-zany kô ny amin'ity taranaka ratsy fagna ity."