plt-x-sihanaka_mat_text_reg/12/38.txt

1 line
493 B
Plaintext

\v 38 Avy akeo nisy mpanora-dalàna sy Fariseo sasantsasagny namaly an'i Jesosy ary nitare hoe: "Ry Mpampianatra, magniry ny ahita famatarana avy aminao zahay." \v 39 Fa namaly Jesosy ary nitare an'jareo hoe: "Misy taranaka ratsy fagna sy mpijangajanga mitady famantarana omena an'azy afa-tsy ny famataran'i Jaona mpaminany. \v 40 Fa ôtran'i Jona ze telo andro sy telo alina takao an-kibon'ny trondro geda, de ho salan'zany kô no hitoeran'ny zanak'ôla telo andro alina akao agnatin'ny tany.