plt-x-sihanaka_mat_text_reg/12/33.txt

1 line
468 B
Plaintext

\v 33 Karakarao tsara ny hazo de hamoa tsara zany, na atôvy ratsy ny fikarakarana ny hazo de hamoa ratsy zany, fa fantatra amin'ny vôgny ny hazo. \v 34 Anareo taranaky ny menarena, satria ratsy fagna anareo, koa akôry no afanareo mitare ra tsara? Fa avy amin'ny haben'ny akao am-po no itenenan'ny vavany. \v 35 Ny ôla tsara avy amin'ny harena tsara akao am-pony de mamokatra ze tsara, ary ny olon-dratsy avy amin'ny harena ratsy akao am-pony de mamokatra ze ratsy.