plt-x-sihanaka_mat_text_reg/12/26.txt

1 line
273 B
Plaintext

\v 26 Raha mamôka satana ny satana,de miady an-tragno izy. Ahôgna no zany no hijoroan'ny fanjakany? \v 27 Ary raha mamôka reo demonia amin'ny alalan'i belzeboba Za, de amin'ny alalan'iza no adroasan'ny zanakareo an'azy reo? No zany antony zany de ho mpitsaranao izy reo.