plt-x-sihanaka_mat_text_reg/12/19.txt

1 line
283 B
Plaintext

\v 19 Tsy hifanditra na hiantso mafy izy: ary tsy hisy ôla areigny ny feony egny an-dalàna. \v 20 Tsy hanapaka ny volotara torotoro izy; tsy hamono ze lan-jiro magnetroka, mandra-pagnaony ny rariny ho fandresena, \v 21 ary amin'ny agnarany no hanagnan'ireo Jentilisa fagnantenana."