plt-x-sihanaka_mat_text_reg/12/13.txt

1 line
260 B
Plaintext

\v 13 Avy akeo ozy Jesosy tamin-daleila hoe: "Ahinjiro ny tagnanao." De nahinjiny zany, ka niverigna ny fasalamany, ôtran'ny tagnany ilany. \v 14 Fa nivôka reo Fariseo ka nitetika ny hamono an'Azy. Nitady hevitra ny amin'ny fomba mety hamonona an'Azy zareo.