plt-x-sihanaka_mat_text_reg/12/03.txt

1 line
383 B
Plaintext

\v 3 Fa Jesosy nitare an'azy reo hoe: "Mbola tsy novakinareo mihitsy ma ny ra nataon'i Davida, rafa refogna izy, sy reo leila daôly niaraka taminy? \v 4 Niditra takao amin'ny tranon'Andriamanitra izy ary ninana ny mofon'ny fanatrena, ze tsy ara-dalàna ho an'azy raha hanina ary tsy ara-dalàna ho an'reo ze niaraka taminy, nefa ara-dalàna ho an'ny lôn'ny mpisorona rerika fôgna.