plt-x-sihanaka_mat_text_reg/12/01.txt

1 line
319 B
Plaintext

\v 1 Tamin-zany fotôna zany Jesosy nande namakivaky ny tanimbary tamin'ny andro Sabata. Refogna reo mpianany ka nanomboka nisagotra salohim-bary de nignana zareo. \v 2 Nefa nony tazagn'reo Fariseo zany, de ozy izy reo tamin'i Jesosy hoe: "Jereo, reo mpianatra ze tsy mara-dalàna ny magnano asa amin'ny andro Sabata."