plt-x-sihanaka_mat_text_reg/11/11.txt

1 line
380 B
Plaintext

\v 11 Lazaiko marina aminareo, fa am'reo ze natera-beivavy de tsisy mihôtra noho i Jaona mpagnano Batisa. Nefa ny ôla tsy magnan-danja lôtra akeo amin'ny fanjakan'ny lagnitra de gedabe noho izy. \v 12 Nanomboka tamin'ny andron'i Jaona mpagnano Batisa ka hatrami'zao, de miaritra amin'ny herisetra ny fanjakan'ny lagnitra, ary reo ôla mahery setra de mialaka an'azy an-keriny.