plt-x-sihanaka_mat_text_reg/11/01.txt

1 line
349 B
Plaintext

\v 1 Ary rafa avy nampianatra ireo mpianany rombefolo Jesosy, de niainga avy takeo Izy hampianatra sy hitory aigny amin'ny tanànan-jareo. \v 2 Ary rafa reignin'i Jaona tao am-ponja ny momba reo asan'i Kristy, de nandefa hafatra tamin'ny alalan'reo mpianany izy \v 3 ka nitare an'Azy hoe: "Anao ma le raika ze ho avy, sa tokony hikaraka hafa zahay?"