plt-x-sihanaka_mat_text_reg/10/14.txt

1 line
293 B
Plaintext

\v 14 Ho an'reo ze tsy mandray an'nareo na tsy mihaino ny teninareo, de ahintsagno ny jofo alin'ny tongotrareo, rafa miala am'zany tragno na tanana zany anareo. \v 15 Lazaiko marina aminareo, fa ho moramora kokoa ny an'ny Sodoma sy Gomora amin'ny andro fitsarana noho zany tanana geda be zany.