plt-x-sihanaka_mat_text_reg/09/35.txt

1 line
387 B
Plaintext

\v 35 Nande nitety reo tanan-deibe sy reo ta nàna daôly Jesosy. Nanohy nampianatra taigny amin'reo synagogan-jareo Izy, nitory ny filazantsaran'ny fanjakana, ary nagnasitragna reo karazan'aretina daôly sy reo karazagna fararena daôly. \v 36 Rafa natazagna reo vahôka Izy, de nanagna fangoram-po tamin-jareo, satria nisalasala sy kivy zareo. Ôtran'ny ondry tsy misy mpiambina zareo.