plt-x-sihanaka_mat_text_reg/09/03.txt

1 line
546 B
Plaintext

\v 3 Indro, ny sasagny tam'reo mpanora-dalàna nagnano anakampo hoe: "Miteny ratsy io leila io." \v 4 Fantatr'i Jesosy ny eritrerin-jareo ary nitare hoe: "Nagnino anareo no mieritreri-dratsy akao am-pognareo? \v 5 Fa iza no moramora koko ny mitare amin'azy hoe: 'Vôvela ny helokao,' sa ny mitare hoe: "mitsangàna ka mandeana?' \v 6 Fa mba ho fatatrareo fa ny zanak'ôla de managna faefana hamela heloka aketo ambonin'ny tany,...."ozy Izy tamin'le mararin'ny paralisisa hoe: "Mitsangàna, batao ny fandrenanao, ary mandeana aigny an-dragnonao."