plt-x-sihanaka_mat_text_reg/08/30.txt

1 line
438 B
Plaintext

\v 30 Ary nisy andian-kisô maro niraotra teo, tsy de lavitra an'azy reo. \v 31 Mbôla nengavy an'i Jesosy fôgna reo demonia ary nagnano hoe: "Ra mandrôka an'nay Anao, de alefao akao agnatin'reo andian-kisô reo zahay." \v 32 Ozy Jesosy tamin-jareo hoe: "Mandeana!" De nivôka reo demonia ka nankao am'reo kisô, ary indro, reo andiany daôly nirifatra nidigna ny tanety mideza nankaigny an-dranomasina ary maty takao agnaty rano zareo.