plt-x-sihanaka_mat_text_reg/08/28.txt

1 line
446 B
Plaintext

\v 28 Rafa tonga taigny ampita sy takeo amin'ny tanànan'ny Gadarena Jesosy,de nisy leilà rôy ze nofatoran'ny demonia nifanena tamin'Azy. Zareo reo de nivôka avy aigny ami'reo fasagna ary tegna nahery setra, noho zany de tsisy mpandeha afaka nandalo zany làlana zany. \v 29 Indro,nihaika mafy zareo ary nagnano hoe: "Moa mpifagnino avy zahay sy Anao, ry Zanak'Andrimanitra? Tonga aketo ma Anao hampatatra an'nay mialôn'ny fotôna vôtondro?"