plt-x-sihanaka_mat_text_reg/08/26.txt

1 line
302 B
Plaintext

\v 26 Ozy Jesosy tamin-jareo hoe: "Nagnino anareo no matatra,ry kely finona?" De nitsangana Izy avy teo ary nitare mafy ny rivotra sy ny ranomasina. De nisy fitoniana be avy takeo. \v 27 Gaga reo leilà ary nitare hoe: "Fa karazana leilà ino ty, fa na de ny rivotra sy ranomasina aza magneiky an'Azy?"