plt-x-sihanaka_mat_text_reg/08/08.txt

1 line
626 B
Plaintext

\v 8 Namaly le kapiteny ary nagnano hoe: "Tompo,tsy mendrika anà ny tokony hidiranao akao ambany tafon-tragnoko,taravo fôgna ny teny de ho sitragna ny mpanompoko. \v 9 Fa zà iany kô de leilà ze napetraka akao ambany fahefana,ary managna miaramila ze feheziko za. Mitare amin'ny raika za hoe: 'Mandeana', de mande izy, ary amin'ny hafa raika hoe: 'Ave', de magnatogna izy,ary amin'ny mpanompoko hoe: "Atôvo zao, de ataony zany ." \v 10 Rafa reignin'i Jesosy zany, de gaga Izy ary nitare tamin-jareo ze nagnaraka an'Azy hoe: "Taravoko marina aminareo,fa tsy mbôla natazagna ôla nanampinona salan'zany Zà taketo Israely.