plt-x-sihanaka_mat_text_reg/08/04.txt

1 line
253 B
Plaintext

\v 4 Ozy Jesosy tamin'azy hoe: "Ôka mba tsy hilaza na ino na ino na amin'iza na amin'iza anao. Mandeana amin'ny lalanao, ka ampiseovo amin'ny mpisorogna ny tegnanao ary atolory le fanatitra ze nodidin'i Mosesy, mba ho fijorona vavolombelona amin-jareo.