plt-x-sihanaka_mat_text_reg/08/01.txt

1 line
362 B
Plaintext

\v 1 Rafa nidina avy takaigny an-tanety Jesosy, de vahôka betsaka no nagnaraka An'azy. \v 2 Io, nisy boka raika nagnatogna An'azy ary niangavy teo anolôny, nagnano hoe: "Tompo, raha azonao atao, de afaka magnadio anà Anao". \v 3 Nagnatsotra ny tagnany Jesosy ary nikasika an'azy, nagnano hoe: "Sitrako. Mahadiova." Teo no teo de nadio tamin'ny fahabokany izy.