plt-x-sihanaka_mat_text_reg/07/24.txt

1 line
299 B
Plaintext

\v 24No zany, reo daôly ze mareigny ny teniko ary magneiky zany de ôtran'ny ôla hendry ze nagnorina ny tragnony aigny ambony vatolampy. \v 25Nirotsaka ny orana, tonga ny tondran-drano, ary nifofofofo sy namely le tragno ny rivotra, fa tsy nirodana zany, satria natsangana teo ambony vatolampy.