plt-x-sihanaka_mat_text_reg/07/21.txt

1 line
556 B
Plaintext

\v 21Tsy reo daôly ze mitare Aminà hoe: Tompo, Tompo, de hiditra ny fanjakan'ny lagnitra, fa reo ze magnano ny sitrapon'ny Raiko ze aigny an-dagnitra fôgna. \v 22 Betsaka reo ôla hitare Aminà amin'zany andro zany hoe: 'Tompo, Tompo,tsy efa naminagny tamin'ny agnaranao ma zahay, tsy efa namôka reo demonia tamin'ny Agnaranao, ary nagnano reo asa geda be tamin'ny Agnaranao', ary nagnao reo asa geda tamin'ny Agnaranao. \v 23Avy akeo Za hagnambara amin-jareo am-pabemaso hoe: 'Tsy nahafantatra anareo mitsy Za! Mialà lavitra Anà, ry mpagnano ratsy!'