plt-x-sihanaka_mat_text_reg/07/18.txt

1 line
254 B
Plaintext

\v 18 Ny kakazo tsara de tsy afaka hamô vô rasty, na kô ny kakazo ratsy de tsy afaka mamô vô tsara \v 19Ny kakazo daôly ze tsy mamô vô tsara de tevezina ary hatsipy akaigny agnaty afo \v 20Ka no zany, ho fantatrareo zareo amin'ny alalan'ny vôny.